Entry (1/3) | 1 fanoharana |
Root | 2 ohatra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.78] [Taimoro]
fandrefesana, famarana 5 [1.1] Fampitahana, fampitoviana: Efa hatry ny ela no nandrenesana ny fanoharana ny olo-mazoto miasa amin' ny vitsika / Nomeny fanoharona vitsivitsy izahay mba hahazoanay tsaratsara kokoa izay tiany holazaino Tantara tsy mivantana, fa ny biby na ny olona lazaina ao dia ohatra na sary amonosana ny tena izy: Moa mba henonao ilay fanoharana amin' ny zaza mpandany 6 [1.13] fomba filazan-javatra tsy mivantana an'ohatra |
Explanations in English |
7 [1.2, 1.7] a parable 8 [1.2, 1.7] a comparison 9 [1.2] a measure, the means of measuring, a figure of speech |
Explanations in French |
10 [1.8, 1.13] parabole 11 [1.8] comparaison |
Examples |
12 Ary mianara ny fanoharana ny amin'ny aviavy [2.996] 13 Ary ny ombalahy nangalan' Andrianampoinimerina fanoharana hoe: [2.48] 14 na dia ho babeko aza hoe fanoharana! [2.470] |
Compound words |
|
Titles | 16 Fanoharana (Rahidy Basilide) |
Article |
17 Randzavola: fanoharana ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/3) | 18 fanoharana |
Part of speech | 19 noun |
Explanations in Malagasy |
20 [1.13] fanandramana |
Explanations in French |
21 [1.13] essayage |
Vocabulary |
22 Economy: clothing |
Compound words |
|
Entry (3/3) | 25 Fanoharana |
Elementary words | 26 fanoharana |
Part of speech | 27 name (book title) [Full list] |
Vocabulary |
28 Literature: books |
Author |
29 Rahidy Basilide |
Anagrams | 30 |
Updated on 2025/01/21 |