Entry |
fanoitra
(oitra)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Vy na hazo anaingana zava-mavesatra Zavatra atao hampirisika hanao zavatra iray: Ny fanantenam-bokatra no anisan' ny fanoitra lehibe mahatonga ny olona hiasa [1.1]
|
| Mpamporisika na mpanentana [1.13]
|
Explanations in English | A lever [1.2, 1.7]
|
| [Mod. s. from manoitra (oitra)] a handspike, a crow-bar. [1.2]
|
Explanations in French | Levier [1.8, 1.13]
|
| Facteur stimulant, aiguillon [1.13]
|
Examples |
1 | Tao no noheveriko fa fanoitra nanetsehana ny sekoly.
[2.356]
|
2 | lalahy no fanoitra nanainga ahy hiakatra taty anaty ala taty.
[2.643]
|
3 | ny tena hevitry ny hoe mioitra dia manainga vato amin'ny fanoitra.
[2.313]
|
|
Vocabulary |
Compound words |
|
|