Entry | 1 fanoitra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Vy na hazo anaingana zava-mavesatra Zavatra atao hampirisika hanao zavatra iray: Ny fanantenam-bokatra no anisan' ny fanoitra lehibe mahatonga ny olona hiasa 4 [1.13] mpamporisika na mpanentana |
Explanations in English |
5 [1.2, 1.7] a lever 6 [1.2] [Mod. s. from manoitra (oitra)] a handspike, a crow-bar. |
Explanations in French |
7 [1.3, 1.8, 1.13] levier 8 [1.3] Ce qu'on soulève, le ressort des serrures, la gâchette, la manière de soulever 9 [1.13] facteur stimulant, aiguillon |
Examples |
10 [2.356#] Tao no noheveriko fa fanoitra nanetsehana ny sekoly. 11 [2.643#] lalahy no fanoitra nanainga ahy hiakatra taty anaty ala taty. 12 [2.313#] ny tena hevitry ny hoe mioitra dia manainga vato amin'ny fanoitra. |
Vocabulary |
13 Tools |
Root | 14 oitra |
Compound words |
|
Anagrams | 18 atrifano, fanoitra, fatorany, fatorian, fianotra, ifatoran, nafitrao, nifatora, nofarita, tarofany, trafoina |
Updated on 2025/03/04 |
![]() |