|
|
|
|

Entry (1/2)1  fanolorana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanakaikezana, fifanakaikezana: Ny fanoloran' ny tranonay roa lahy no nahatonga anay ho mpinamana
Explanations in French  4  [1.3#461] l'acton de se rapprocher, la contiguïté, la proximité
Root  5  olotra

Entry (2/2)6  fanolorana
Part of speech  7  noun
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Fandrosoana ny tanana manome zavatra olona: Ataovy amim-panalana ny fanolorana ny boky an' ny mpampianatra, fa aza atsipy fotsiny
Fanomezana (zavatra): Tsy hohadinoin' ny firenena ny fanolorany ny ainy ho an' ny tanindrazana
Explanations in French  9  [1.3#718] l'action d'offrir, la personne à qui l'on offre, le motif
Examples  10  [2.59#] koa izay ataony fetra fanolorana, dia anaovanay koa.
11  [2.285] Hoy i Charles Ravoajanahary, ao amin' ny teny fanolorana ny Fofombadiko, izay asa soratr' i Emilson D.
Root  12  tolotra
Titles  13  Kabary amin' ny Fanolorana omby ho an' ny mpandevina (Rasamuel Maurice)

Updated on 2024/12/11