Entry (1/2) | 1 tolotra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fanomezana omena ny mpaka sy ny mpanatitra mpanambady Fanomezam-panànana (na vitsivitsy aminy fotsiny) ataon' ny ray aman-dreny aloha ben' ny hahafatesany: Nataon-drainy tolotra ho an' i Faralahy ilay tanimbary erý ambony andrefana Fandrosoana zavatra olona ho mari-panajana na fitiavana: Rehefa vita ny tolotra fehezam-boninkazo, dia nitsangana ny manam-pahefana hikabary |
Explanations in English |
4 [1.7] a gift, something handed over |
Explanations in French |
5 [1.8] don, legs, ce qu'on offre 6 [1.13] offre, proposition, donation |
Examples |
7 Ny olona tompon-trano kosa dia manome tolotra kely ho azireo. [2.332#103] 8 Mitondra haninkely ny vinantolahy: tolotra ho an' ny Rafozany [2.245#76] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 17 tolotra |
Part of speech | 18 noun |
Explanations in Malagasy |
19 [1.1] Bararata atao amin' ny fanondro na ny ankikely hanantsodiana ny kofehy rehefa mamoly landy, na hangoronana ny efa vita |
Anagrams | 20 |
Updated on 2025/01/21 |