Entry (1/2) | 1 manolotra |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manakaiky tsy misy elanelany: Manolotra ny sahanay ny sahany |
Explanations in English |
4 [1.2] to run along the border of water or the coast, to be contiguous. |
Root | 5 tolotra |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 14 manolotra |
Part of speech | 15 active verb |
Explanations in Malagasy |
16 [1.1] Mandroso zavatra mba horaisin' ny hafa: Manolotra tanana ~ Manolotra fehezam-boninkazo Manome: Efa nanolotra anao vola ariary zato vidin' ny bokinao aho ka ahoana Manome amim-pahafoizana tanteraka, ary enti-milaza zavatra tsy azo tsapaintanana indrindra: Nanolotra ny fitiavany izy |
Root | 17 tolotra |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |