Entry | 1 voatolotra |
Root | 2 tolotra |
Part of speech | 3 past participle |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] |
Explanations in French |
5 qu’on a offert, donné, présenté [1.3#717] |
Examples |
6 Rehefa voatolotra ny vodiondiy dia aroso amin' izay ny sakafo. [2.346] 7 Hahita ny hafalian' ny menaky ny ainy voatolotra sari-bakolin-doso izy. [2.529#143] |
Synonyms | 8 tonolotra |
Updated on 2023/01/20 |