|
|
|
|

Entry (1/2)1  fanolotra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fomba na toetran'ny zavatra manakaiky zavatra hafa
Root  4  olotra

Entry (2/2)5  fanolotra
Part of speech  6  noun or adjective
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Fomba entina manolotra: Samy hafa ny fanolotra voninkazo sy ny fanolotra sigara
Azo atolotra
Root  8  tolotra

Updated on 2024/12/11