Entry | 1 fanombantombanana |
Root | 2 tombantombana |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.13.mg#63] faminavinana ny manakaiky izay tokony ho izy |
Explanations in French |
5 [1.13.fr#63] estimation |
Examples |
6 Niampanga azy ho tovolahy tia vola Sahondra, ka saika hoporofoiny taminy alohan' ny hisarahany mandrakizay ny tsy mahamarina izany fanombantombanana izany. [2.529#] |
Updated on 2024/12/26 |