|
|
|
|

Entry1  fanomezana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fahafoizana: Misy fanomezan-dra eny amin' ny hopitaly anio
Zavatra omena: Sarobidy itỳ fanomezana nataonareo itỳ fa misaotra indrindra
Explanations in English  4  [1.7] a gift
Explanations in French  5  [1.3] l'action de donner, le présent, le don
6  [1.8, 1.13] don
7  [1.8] cadeau
Examples  8  [2.445] fanomezana lanja ny mpikaroka eo an-toerana;
9  [2.59] Ary tsy mety ho hadinonay ny fanomezana izany.
10  [2.643] Hafaliana moa ny azy eo am-pandraisana izany fanomezana samihafa izany.
Root  11  ome
Morphology 
12  Simple :
13  Prefixed :
Compound words 
Anthroponyms 
Proverbs  19  Proverbs containing the word fanomezana
Article  20  Randzavola: fanomezana ao amin' ny Baiboly

Updated on 2024/12/11