Entry | 1 fanomezana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fahafoizana: Misy fanomezan-dra eny amin' ny hopitaly anio Zavatra omena: Sarobidy itỳ fanomezana nataonareo itỳ fa misaotra indrindra |
Explanations in English |
4 [1.7] a gift |
Explanations in French |
5 [1.3] l'action de donner, le présent, le don 6 [1.8, 1.13] don 7 [1.8] cadeau |
Examples |
8 [2.445] fanomezana lanja ny mpikaroka eo an-toerana; 9 [2.59] Ary tsy mety ho hadinonay ny fanomezana izany. 10 [2.643] Hafaliana moa ny azy eo am-pandraisana izany fanomezana samihafa izany. |
Root | 11 ome |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anthroponyms |
|
Proverbs | 19 Proverbs containing the word fanomezana |
Article |
20 Randzavola: fanomezana ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |