|
|
|
|

Entry (1/2)1  fanompoana
Root  2  tompo
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.10] raharaha na asa heverina ho adidy tsy maintsy atao araka ny maha-mponina, na mahavahoaka, na mahafirenena ary tsy andraisan-karama
5  [1.1] Fanaovana ny raharahan' olona toy ny mpikarama
Raharaha an-tery ho an' ny mpanjaka fahiny
Raharaha na asa heverina ho adidy tsy maintsy atao araka ny maha-mponina na maha-isam-bahoakan' ny firenena ny tena, nefa tsy andraisankarama.
6  [1.13] asa maimaimpoana tsy maintsy ataon'ny olom-pehezina
Explanations in English  7  [1.7] servitude; services rendered; forced labor under former government regulations
Explanations in French  8  [1.8, 1.13] corvée
9  [1.8] servitude; action de servir
Examples  10  fa nomenay azy hataony amy ny fanompoana [2.59]
11  fa ianareo mandova fanompoana, izaho mandova fanjakana [2.298]
Compound words 
Proverbs  15  Proverbs containing the word fanompoana

Entry (2/2)16  fanompoana
Root  17  tompo
Part of speech  18  noun
Explanations in Malagasy  19  [1.1] Fanajana (olona) fatratra sy fanekena ny sitrapony: Fanompoana an' Andriamanitra
Examples  20  Eo amin' ny fanompoana ny Tompo ihany no aina no fetra [2.356]
Compound words 

Updated on 2024/12/07