|
|
|
|

Entry1  fanonena
Root  2  tony
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanaketrahana; fampiononana: Asain' ny olona misotro rano mangatsiaka kely ny olona tezitra mba ho fanonena ny fo

Anagrams  5  fanenona, fanonena, fonenana

Updated on 2023/01/20