Entry |
tony
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Maotona tsy misy rivotra: Andro tony Mandry, tsy mihetsi-mahery: Ranomasina tony Milamina, miadana rehefa avy nijaly na nitebitéby: Efa tony ny sainy hatramin' ny nandrenesany fa tsy anisan' ny niharan-doza ny zanany [1.1]
|
Explanations in English | Quiet, calm [1.7]
|
Explanations in French | Tranquille, calme [1.8]
|
Examples |
1 | Nangina tsara ny andro tamin'izay, sady tony dia tony ny rivotra.
[2.324]
|
2 | Niverina tsy fidiny izahay, mba tsy hanohitra ny teniny, satria lanitra manga no teo ambony lohanay, ny rivotra tony, ny ranomasina nilamina.
[2.471]
|
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
|
Entry |
toñy
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Taisaka]
fanononana
[1.78]
|
|
Entry |
toñy
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Sihanaka]
Toerana misy mpanazary na hazary ka fijoroana [1.78]
|
|
Entry |
tony
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Tambahoaka]
vidy, vidiny
[1.78]
|
|
Entry |
tony
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | Charme protecteur d'un territoire, d'un village, d'un parc à bœuf ou d'un terrain de culture [1.414]
|
|