Entry | 1 fitony |
Root | 2 tony |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Toetran' ny zavatra na olona mitony, na mihalefaka, mihaketraka; fihalefahana, fihaketrahana: Ny fitonin' ny rivotra no tsy nahafahan' ny sambonay nandeha [1.1] |
Anagrams | 5 fintio, fitoin, fitony, nifito |
Updated on 2023/01/20 |