|
|
|
|

Entry1  mitony
Root  2  tony
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mihaketraka, mihalefy: Efa mitony ve ny hatezerany?
5  Mionona: Mitony ihany ny alahelo rehefa ela ny ela [1.1]
Explanations in English  6  to be calm, to be quieted [1.7]
Explanations in French  7  être serein, calme, apaisé: Nitony ny rivotra (Le vent s'est apaisé) ~ Nitony ny hatezerany (Sa colère s'est apaisée)
8  se ralentir, se dit des affaires, des corvées [1.3#727]
9  se calmer, s'apaiser [1.8]
Examples  10  Nony nitony izany, nanoaka sahala amin' ny avy natory izy [2.472]
11  Indraindray aho mba mitony sy resy lahatra ihany fa matetika kosa dia, ehe! [2.528#141]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
Titles  16  Tsy hitony tsy akory (Rabearivelo Jean-Joseph)

Anagrams  17  mitony, motiny

Updated on 2023/09/25