|
|
|
|

Entry (1/2)1  manony
Root  2  tony
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Manaketraka: Hain' i Kristy ny nanony ny tafiodrivotra
5  Mampionona: Manony ny alahelon' ny manamanjò ny mpamangy [1.1]
Explanations in English  6  to calm, to pacify [1.7]
Explanations in French  7  calmer, apaiser [1.8]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Entry (2/2)12  mañony
Part of speech  13  active verb
Explanations in Malagasy  14  manonona [Taisaka] [1.78]

Anagrams  15  inoman, mañino, manony, mañony, minòna, minona, monany, monina, namoin, namony, nanoim, ninoam, ninoma, noanim, nomani, omanin, onanim

Updated on 2023/01/20