Entry |
fanonerana
(onitra)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Famerenana, fanoloana. fanefana: Aza hadinoinao ny fanonerana ny zavatr' olona narianao Fampifandanjana ny azo amin' ny very: Tsy ampy ho fanonerana ny fatiantoko ny tombombarotra azo raha hamidiko latsaky ny roanjato ariary ny sezo tsirairay [1.1]
|
Explanations in French | Compensation [1.3, 1.13]
|
| La restitution, le dédommagement, la réparation, la satisfaction [1.3]
|
Examples |
1 | Efa nanao fanonerana Ingahy Radaniela sy ireo Zanakantitra tariny tao Atsimonivato;
[2.588]
|
2 | Fampidirana ny feni-kevitra momba ny fanonerana mitovy ao anatin' ny sata fanatsarana ny entana nafarana.
[1.384]
|
|
Compound words |
|
|