Entry |
onitra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Zavatra entina hasolo zavatr' olona nosimbana na verin' ny tena, simba na levona noho ny loza nihatra: Nomen' ny fanjakana dimy arivo izy ho onitry ny tranony nazeran' ny rivo-doza Sazy mifanentana amin' ny ratsy vita: Mandoa onitra iray alina ilay tratra nandoro tanety [1.1]
|
Explanations in English | Restoration of something lost or spent. [1.2]
|
| Compensation, restitution [1.7]
|
Explanations in French | Dédommagement, remplacement [1.8]
|
| Compensation; dommages et intérêts [1.13]
|
Derivatives |
Compound words |
|
Analogs |
oni-drefy |
|