Entry | 1 manonitra |
Root | 2 onitra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mamerina: Notereko hanonitra ny bokiko nalainy izy Manolo, manefa: Hanonitra ny trosanay amin' ny asa hataony Mampifandanja ny azo amin' ny very: Soa ihany fa nanonitra ny fatiantoka omaly ny tombombarotra azoko androany Manarina ny ratsy vita: Tsy maintsy hanonitra ny ratsy nataoko taminy aho 5 [1.13] mamerina am-bola izay nindramina na nosimbana manarina ny tsy mety |
Explanations in English |
6 [1.2] to repay, to refund, to restore. 7 [1.7] to compensate, to pay damages; to make up for |
Explanations in French |
8 [1.8] récompenser, remplacer; payer des dommages et intérêts 9 [1.13] rembourser compenser, récupérer |
Vocabulary |
10 Economy: finances, management |
Morphology |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word manonitra |
Anagrams | 16 manonitra, miantrano, namoritan, nanirotam, nanoritam, noranitam, notaranim |
Updated on 2025/01/21 |