|
|
|
|

Entry1  onerana
Root  2  onitra
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Averina, soloana zavatra mitovy amin' ny an' olona nangalarina, na nosimbana, na nariana: Tsy maintsy honeranao ny bokiko narianao
Soloana vola: Honerako ny ketsanao lanin' ny ondriko
Efaina, soloana: Betsaka ny mpampiasa no tsy mety raha tsy honerana ny andro tsy niasana
Avotana, averina amin' ny toetrany teo aloha: Tsy maintsy honeranao ny voninahitro nohitsakitsahinao
Explanations in English  5  [1.2] to be restored, to be repaid, to be made good, to be remunerated.
6  [1.7] to be replaced, to be made good
Explanations in French  7  [1.8] qu'on remplace, qu'on dédommage
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Proverbs  12  Proverbs containing the word onerana

Anagrams  13 

Updated on 2025/01/21