Entry | 1 mionitra |
Root | 2 onitra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Miefa: Nionitra ihany lahy ny fatiantony 5 Misolo: Matokisa fa hionitra ny andronao very 6 Miverina: Raha mba olona misaina koa ilay nangalatra, hionitra ny famantaranandronao volamena iny [1.1] |
Explanations in English |
7 restored, recovered, remunerated. [1.2] |
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word mionitra |
Anagrams | 13 imontira, manoitry, mionitra, mitroañy, niriotam, nitoriam, noriatim, notairim, romainty |
Updated on 2023/01/20 |