Entry | 1 fanongonana |
Root | 2 songona |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fihoarana ny hafa amin' ny fifaninanana: Ho nahazo voalohany ny soavaliko raha tsy ny fanongonan' ny soavalinao 5 Fisosohana hiteny nefa mbola misy miteny: Tsy tsora ny fanongonana ny olona izay miteny 6 Fanomezana vidiny ambony kokoa noho ny hafa: Saika lasako ilay omby raha tsy ny fanongonan-dRabe ahy fa nanome ariary zato ambony izy [1.1] |
Synonyms | 7 fisongonana |
Anagrams | 8 fanongonana, nofonganana |
Updated on 2023/01/05 |