Entry | songona | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Fihoarana ny hafa mifaninana amin' ny tena; fisosohana hihoatra ny hafa; fakana toeran' olona ho an' ny tena Fanomezana vidiny ambony kokoa noho ny hafa: Songom-barotra [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in French | Action d'offrir plus qu’un autre dans un marché, enchère [1.3] | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Compound words |
| |||||||||||||||
Updated on 2023/09/16 |