|
|
|
|

Entry (1/3)1  fanina
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fahatsiarovana (na mahatsiaro) ny tena ho jenjina ka mihodinkodina no fijery ny zavatra rehetra manodidina hany ka mety hianjera mihitsy aza ny tena: Sarotim-ponina izy. / Fanina aho izany fa tano
Explanations in English  4  [1.2, 1.7] dizzy
5  [1.2] giddy. [Mal. pening.]
6  [1.7] faint
Explanations in French  7  [1.8] qui a des vertiges, étourdi
Examples  8  Saika fanina ilay tovolahy kely. [2.499]
9  Nisondrotra ny ambavafoko, fanina ny masoko. [2.4]
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Passive verbs :
12  Names :
13  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  17  Proverbs containing the word fanina

Entry (2/3)18  fañina
Part of speech  19  noun
Explanations in Malagasy  20  [1.78] [Tanosy] fanekena

Entry (3/3)21  fan~ina
Part of speech  22  circumfix [Full list]

Anagrams  23  fanany, fanina, fan~ina, fañina, fian~na, ifanan, ifan~na, nafian, nafina, nanafy, niafan, nifana

Updated on 2020/07/31