|
|
|
|

Entry1  farafaraina
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] asiana fepetra mazava tsara mba tsy hisy fifanolanana any aoriana: Aoka hofarafaraina tsara na fanekentaika alohan' ny hanaovana sonia
Root  4  farafara
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
Synonyms  9  farafarana

Anagrams  10  farafaraina, farafaranay

Updated on 2025/01/21