Entry | 1 farafarana |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] asiana fepetra mazava tsara mba tsy hisy fifanolanana any aoriana: Aoka hofarafaraina tsara na fanekentaika alohan' ny hanaovana sonio |
Explanations in English |
4 [1.2] to be declared beforehand, to be given notice of. |
Root | 5 farafara |
Morphology |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word farafarana |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |