Entry (1/3) | 1 farina |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Tsy mahateny tsara fa toy ny migadragadra ny feo, tsy mahahira tsara: Voan' ny vovoka aho omaly ka farina ny feoko [1.1] |
Explanations in English |
4 hoarse. [1.2] |
Examples |
5 Tapaka tangarana ny fidiram-bola tao aminy fa ilay feo, dia tonga farina tsy azo nampiasaina intsony; [2.285#] 6 Tsy azoko loatra ny tonon-kira, fa ny feony dia tsy misy ifandraisany mihitsy amin' ny feon-kira fandre : angoatenda somary farina, migoboka daholo, manonjanonja, indraindray mafy, indraindray malemy, sahala amin' ny feo mirehaka no ampihiraina. [2.472#] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/3) | 9 farina |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in Malagasy |
11 Fitohanana tsy mivalana ho an' ny zaza [1.1] |
Derivatives |
|
Entry (3/3) | 13 farina |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in Malagasy |
15 Ny hoditra manify mihofakofaka amin' ny tarehy [1.1] |
Explanations in English |
16 small scurf on the nose. [1.2] |
Derivatives |
|
Anagrams | 18 afiran, fanari, fanary, fanira, farany, Farany, farina, finara, firaña, firana, ifaran, nafari, nafira, narafi, narifa, nifara, rafina |
Updated on 2023/11/12 |