Entry | 1 mifarina |
Root | 2 farina |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Maharitra andro vitsivitsy tsy mivalana, mampoelana ny fivalanana (Tsara homarihina fa amin' ny zazakely ihany no ampiasana an' io teny io, fa amin' ny lehibe kosa dia ny hoe "mitohana" no ampiasaina) |
Explanations in English |
5 [1.2] used of a child suffering from constipation. |
Explanations in French |
6 [1.54] constipation des enfants |
Vocabulary |
7 Health |
Analogs | 8 mitohana |
Anagrams | 9 |
Updated on 2025/01/21 |