Entry (1/2) | 1 mitohana |
Root | 2 tohana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.78] [Tanosy]
manohana 5 [1.1] Misy tohana: Tokony hitohana ity andry ity fa mila hianjera |
Explanations in French |
6 [1.3] être étayé, appuyé; être empêché, comme par une foule; être aidé, assisté |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 10 mitohana |
Root | 11 tohana |
Part of speech | 12 active verb |
Explanations in Malagasy |
13 [1.1] Tsy mahalatsaka fivalanana: Raha mitohana elaela, tokony haka fanafody any amin' ny dokotera |
Explanations in French |
14 [1.3] être constipé 15 [1.54] constipation |
Vocabulary |
16 Health |
Morphology |
|
Anagrams | 20 |
Updated on 2025/01/21 |