|
|
|
|

Entry1  fatana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Toerana fanaovana afo ahandroana sakafo: Tay miala eo amorom-patana / nenibe fa mangatsiaka, hono
4  Toerana fihadiana volamena na fikarohana vatosoa [1.1]
Explanations in English  5  the place where the fire for cooking is made, the hearth; a lime kiln, a brick kiln, a furnace. [1.2]
6  a fireplace; a stove [1.7]
Explanations in French  7  âtre, foyer, fourneau, réchaud [1.8]
Examples  8  Narehitra natao nafana ny fatana. [2.245#]
9  hoy ilay zazavavy sady nanatona ny fatana izy. [2.332#]
10  Sady mihinana izy roa lahy no tohofany kitay ny fatana. [1.281#]
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  17  Proverbs containing the word fatana
Article  18  Randzavola: fatana ao amin' ny Baiboly (=> trano)

Anagrams  19  antafa, fanata, fatana, tafana

Updated on 2023/05/15