Entry | 1 avara-patana |
Elementary words | 2 avaratra, fatana |
Part of speech | 3 locution |
Vocabulary |
4 Forms of Address |
Explanations in English |
5 the place of honour in entertaining a guest; lit. north of the hearth. [1.2] |
Explanations in French |
6 La place au nord du foyer. C' était la place d' honneur dans la case. [2.415#2173] |
Examples |
7 Faribolana amin' ny ladina an-tany no ataon' izy mianakavy eo avarapatana: Rangahy ambony akalana, Ramatoa eo ankavanany, tsy alàna am-pofo I Terezy kely ka raha tsy eny amin-dreniny dia mifindra amin' I Katy, na raha tsy izany ifandimbiasan' izy roalahy fahanana. [2.470#] |
Compound words |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word avara-patana |
Updated on 2024/08/13 |