|
|
|
|

Entry1  fefiloha
Root  2  fefy, loha
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Ampiantany kely izay atsangana mba hisakana ny rano tsy hihoatra. (Ny niavian' io teny io, araka ny nolazain' ny tantara, dia ny hevitra hoe "mba ho fefin' ny loha tsy ho tapaka", satria, hono, nanao lalàna faran' izay henjana Andrianampoinimerina fa izay vatan-dehilahy tsy marary nefa tsy tonga namonjy rano vaky mety hampirodana fo ampiantany io dia notapahina ny lohany)
Explanations in English  5  [1.2] an embankment, an artificial bank raised on both sides of a river, a mound.
6  [1.7] a dike
Explanations in French  7  [1.8] digue
Compound words 
Proverbs  9  Proverbs containing the word fefiloha

Updated on 2020/07/31