Entry | 1 fenjana |
Root | 2 fenja |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Gejana, fiazana: Nofenjainy ny tanako ka sosotra aho Tazonina tsy handehandeha, tsy hikofoka, giazana: Fenjao ao am-pahitra ao ireo omby ireo fa be, hono, ny mpangalatra omby |
Morphology |
|
Synonyms | 9 fenjaina |
Updated on 2024/12/11 |