|
|
|
|

Entry1  fenjana
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Gejana, fiazana: Nofenjainy ny tanako ka sosotra aho
Tazonina tsy handehandeha, tsy hikofoka, giazana: Fenjao ao am-pahitra ao ireo omby ireo fa be, hono, ny mpangalatra omby
Root  4  fenja
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
Synonyms  9  fenjaina

Updated on 2024/12/11