|
|
|
|

Entry1  fepetra
Root  2  fetra
Part of speech  3  noun
Derivatives 
4  Active verbs :
5  Passive verbs :
Explanations in Malagasy  6  Zavatra tsy maintsy hatao na Raina tsy maintsy hananana mba...: Tokana ihany ny fepetra ahazoana miditra amin' itỳ fikambanana dia ny fandoavana ny latsakemboka
7  Teny atao anisan' ny antony ijoroan' ny fifanekena na fifanarahana ifanaovana: Izao no fepetra ataoko aminao: afoiko ho anao telo hetsy id trano itỳ raha aloanao izao ankehitriny izao ny iray hetsy [1.1]
Explanations in English  8  a restriction; a briefing [1.7]
Explanations in French  9  règlement; recommandation détaillée [1.8]
Analogs  10  anjoanjon-teny
Compound words 

Updated on 2020/07/31