|
|
|
|

Entry1  fery
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fahatriaran' ny nofo noho ny fera. hamaizana na vay: Lalina ny fery. / Tokony hofehezina tsara ny ferin' ity mpilalao naratro
Kilema, triatra kely: Efa nisy feriny io vilany io ka tsy mahagaga raha vaky
Henatra, fahafaham-baraka: Fery ho an' ny fianakaviana izao nataonao izao, anaka!
Explanations in English  4  [1.2, 1.7] a wound, a sore
5  [1.2] a hurt, an ulcer. [Mal. puru.]
Explanations in French  6  [1.8] plaie, blessure
Vocabulary  7  Health
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Passive verbs :
10  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  24  Proverbs containing the word fery

Anagrams  25  fery, refy

Updated on 2023/06/21