Entry | 1 ferinaina |
Elementary words | 2 fery, aina |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 Fijaliana mafy [1.1] 5 fahoriana entina an-kasarotana mafy, ka efa atao mampijaly ny tena aoka izany (fiteny koa ny hoe feritr' aina, izay angamba avy amin' ny fanaovana ny na ho tra fotsiny ihany) [1.1] |
Explanations in English |
6 Sighing, groaning, grief. [1.2] |
Explanations in French |
7 souffrance, affliction [1.3, 1.5] |
Vocabulary |
8 Emotions |
Derivatives |
|
Other spellings | 10 ferin, ferin |
Updated on 2023/06/21 |