|
|
|
|

Entry1  fiarabe
Root  2  fiara
Part of speech  3  noun
Vocabulary  4  Transportation
Explanations in French  5  autobus [1.5]
Examples  6  Tadidiko teo ilay fiarabe fitaterana hitako halina. [2.4]
7  Mitatitra ranontany amin' ny fiarabe ny mpanam-bola. [2.445]
8  Ary tao no nandray ny fiarabe "Tasso» nampitohy ny renivohitra tamin' i Mahajanga. [2.356]
Morphology 
9  Simple :
10  Prefixed :
Synonyms  11  fiaram-bahoaka

Updated on 2020/07/31