|
|
|
|

Entry1  fiaram-bahoaka
Elementary words  2  fiara, vahoaka
Part of speech  3  noun
Vocabulary  4  Transportation
Explanations in Malagasy  5  Anarana omena ny fiarakodia lehibe mahalany olona betsaka izay mitatitra olona amin'ny tanàn-dehibe manaraka lalana efa voatondro handehanany sy hiverenany hatrany, aotobisy [1.1]
Explanations in French  6  autobus [1.5]
Synonyms  7  fiarabe

Updated on 2023/06/12