|
|
|
|

Entry1  fidanadanana
Root  2  danadana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fivohana tanteraka (varavarana, vavahady): Ny fidanadanan' ny vavahady no nahafahan' ny omby nivoaka
Fisokafana manontolo: Maha-te-hidera ny fidanadanon' ny fon' ny olona be antra
Explanations in French  5  [1.3] L'état de ce qui est ouvert

Updated on 2024/12/11