Entry | 1 fidanadanana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fivohana tanteraka (varavarana, vavahady): Ny fidanadanan' ny vavahady no nahafahan' ny omby nivoaka Fisokafana manontolo: Maha-te-hidera ny fidanadanon' ny fon' ny olona be antra |
Explanations in French |
4 [1.3] L'état de ce qui est ouvert |
Root | 5 danadana |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |