Entry | 1 fifanakalozana |
Root | 2 takalo |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in French |
4 échange, transaction [1.13] |
Examples |
5 Ny tsara indrindra hoy izy ireo dia ny fifanakalozana. [2.445] 6 Tsy fantatro izay "asa rehetra" tondroiny amin' izany, fa raha nisy fifanakalozana azo atao, inoako fa ho nivadi-dela haingana ireny olona ireny. [2.472] |
Compound words |
|
Updated on 2023/01/20 |