|
|
|
|

Entry1  fifanakalozana
Part of speech  2  noun
Explanations in French  3  [1.13] échange, transaction
Examples  4  [2.445] Ny tsara indrindra hoy izy ireo dia ny fifanakalozana.
5  [2.472] Tsy fantatro izay "asa rehetra" tondroiny amin' izany, fa raha nisy fifanakalozana azo atao, inoako fa ho nivadi-dela haingana ireny olona ireny.
Root  6  takalo
Compound words 

Updated on 2024/12/11