Entry | 1 fifaneraserana |
Part of speech | 2 noun |
Examples |
3 [2.470] Notohizan' I Lidy hatrany ny fifaneraserana tamin' Ingahy Rainimasy. 4 [2.356] Hatramin' izay dia sarotra ny nanasitrana ilay ratra teo amin' ny fifaneraserana. 5 [2.366] Raha izany ary, ny fifaneraseran' ny Malagasy tamin' ny Arabo, tamin' iny faritra atsimo atsinanana iny dia niafara tamin' ny fifangaroana tanteraka, ary very ny mahavahiny ireny Arabo ireny. |
Root | 6 serasera |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |