|
|
|
|

Entry1  fifaninana
Root  2  inana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina mifaninana, miady izay hahazo voalohany na hahavita tsara
Explanations in French  5  [1.3#279] La rivalité, l'émulation
Examples  6  Ampiroboroboina ny fifaninana amin' ireo izay manolo-tena handray ny orinasa, ny birao misahana ny fanadihadiana, ny banky izay mety handray anjara amin' izany. [4.27#]

Updated on 2024/12/11