Entry | 1 fifaninana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fomba entina mifaninana, miady izay hahazo voalohany na hahavita tsara |
Explanations in French |
4 [1.3#279] La rivalité, l'émulation |
Examples |
5 [4.27#] Ampiroboroboina ny fifaninana amin' ireo izay manolo-tena handray ny orinasa, ny birao misahana ny fanadihadiana, ny banky izay mety handray anjara amin' izany. |
Root | 6 inana |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |