|
|
|
|

Entry1  fifanohanana
Part of speech  2  noun
Examples  3  [2.285] Tsy fifanampiana sy fifanohanana intsony amin' izay no hita, fa fifam-pilam-baniny sy fifampitsikilovana.
4  [2.472] Na voadona mafy aza izahay, na nisy nanararaotra aza ny fahavoazanay, zavatra iray nahitanay fiononana kely, dia ny fifanohananay mianakavy amin' ny fotoan-tsaotra.
Root  5  tohana
Morphology 
6  Simple :
7  Prefixed :

Updated on 2024/12/07