|
|
|
|

Entry1  fifantenana
Root  2  fantina
Part of speech  3  noun
Explanations in French  4  [1.13] choix, sélection, triage
5  [1.196] (de fantina : choix, triage) Action de trier, de sélectionner des plantes. [Merina]
Examples  6  Hita misongadina amin'izany fomba izany fa malalaka ny tanora eo amin'ny fifantenana izay ho vadiny. [2.606]
7  Nony vita ny fifantenana, antontam-pitafiana kely tsy mahafeno valizy iray no nifanarahana fa "azo aseho. [2.4]

Anagrams  8  fefin-tanana, fifantenana

Updated on 2023/01/20