Entry | 1 fifantenana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in French |
3 [1.13] choix, sélection, triage 4 [1.196] (de fantina : choix, triage) Action de trier, de sélectionner des plantes. [Merina] |
Examples |
5 [2.606] Hita misongadina amin'izany fomba izany fa malalaka ny tanora eo amin'ny fifantenana izay ho vadiny. 6 [2.4] Nony vita ny fifantenana, antontam-pitafiana kely tsy mahafeno valizy iray no nifanarahana fa "azo aseho. |
Root | 7 fantina |
Anagrams | 8 fefin-tanana, fifantenana |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |